Teny iditra | betafoaka (be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo mandadina, izay ampiasain' ny olona hanamanimanitra ny toaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [TAFOAKA, bubbling.] A climbing plant used in the manufacture of native rum. [1.2] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |