|
|
|
|

Teny iditra1  betafoaka
Fototeny  2  be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-kazo mandadina, izay ampiasain' ny olona hanamanimanitra ny toaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [TAFOAKA, bubbling.] A climbing plant used in the manufacture of native rum.
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11