Teny iditra (1/3) | 1 betela |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a kind of dhow. [Swa. batela.] |
Voambolana |
4 Fifamoivoizan-tsambo |
Teny iditra (2/3) | 5 betela |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.196] Nom malgachisé du « betel », Piper cubeba L.f. (Piperaceae), utilisé comme masticatoire dans toute l'Asie des moussons et introduit anciennement par les commerçants indiens et « arabes » qui se livraient à la traite et au trafic des esclaves sur la côte Nord-Ouest. [Tankarana]
|
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 10 Betela |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [2.996] Bethel |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [2.996] Béthel |
Ohatra |
14 Maty tao akaikin'i betela izy, ka nalevina tambanin' ny hazo óka anankiray. [1.38] 15 Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao betela; [2.996] |
Voambolana |
16 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Betela |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |