Teny iditra (1/3) | 1 betro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Taisaka, Bara, Sihanaka, Tanosy]
Atidoha 4 [1.78] [Tanala] ati-doha: Nivoaka ny betrony (nipotsaka ny atidohany) 5 [1.1] [Provincial] Atidoha (fitenim-paritra) |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] the brains, the intellect, the forehead. (Prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.82] [Taisaka]
cervelle 8 [1.19] [Tankarana] cervelle (de l'homme et des animaux) 9 [1.13] cerveau |
Voambolana |
10 Haiaina |
Tovy hevitra | 11 baitro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 15 betro |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.13] hetro |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.19] [Tankarana]
limon |
Voambolana |
19 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 20 hetro |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 betro |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] [frantsay béton] Vato kely mifangaro fasika sy simenitra |
Voambolana |
25 Toe-karena: fanorenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |