Teny iditra | 1 Betsimitatatra |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [2.589:1337139243] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#688] Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. |
Voambolana |
6 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Singan-teny | 7 be, tsy, mitatatra |
Teny nalaina | 8 Soratra misy io teny Betsimitatatra io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |