|
|
|
|

Teny iditra1  bibibiby
Fototeny  2  biby
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
5  [1.78] jereo bibibibinolona
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] brutal, obstinate
Ohatra  7  Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa. [2.606#]
8  Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02