Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [Rajemisa 1985]
 teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [SLP 1986]
Fandikana anglisy an animal [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 an insect [Richardson 1885]
Fandikana frantsay animal [Hallanger 1974]
 faune [SLP 1986]
  [Sakalava-Mayotte] insecte [Andilidine: Lexique (takila B)]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny biby ity (1): Ambohidrabiby

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] angatra [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy ¶ something extraordinary [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Fig. sensual. Beastly. [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [Richardson 1885]
Mpanahaka  fanahim-biby

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy  [Provincial] in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy  [Merina] used of children in Imerina [Richardson 1885]

Teny iditra biby
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux [Poirot & Santio: Vezo (takila B)]
Teny mitovy hevitra bibike

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31