|
|
|
|

Teny iditra1  bibilava
Singan-teny  2  biby, lava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A name for snakes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  nom générique de serpents [1.54]
7  serpent [1.13]
Ohatra  8  Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [1.281]
9  ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [2.48]
Voambolana  10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra  14  Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16