Teny iditra bibim-bary (biby, vary)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ bibimbary ] [Bara] kalalao [Rakotosaona 1972]
 Bibikely manimba ny vary, haom-bary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ bibimbary ] An insect found on the growing rice. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ver qui ronge la tige du riz, charançon [Abinal 1888]
Voambolana 

2010/04/06