Teny iditra | 1 bibina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misy kankana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qui a des vers dans l'estomac |
Ohatra |
5 [1.1] bibina itỳ zaza itỳ fa ento any amin' ny dokotera |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fototeny | 7 biby |
Fivaditsoratra | 8 bibina, binaby, nibaby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |