Teny iditra | 1 bibina |
Fototeny | 2 biby |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy kankana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui a des vers dans l'estomac |
Ohatra |
6 bibina itỳ zaza itỳ fa ento any amin' ny dokotera [1.1] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 8 bibina, binaby, nibaby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |