Teny iditra | 1 bibin-dandy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] biby mpamorona ny landy rehefa miombo ho landy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#90][bibinDANdy] A silkworm. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#80] le ver à soie |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Singan-teny | 7 biby, landy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |