|
|
|
|

Teny iditra1  bibiolona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty
Ohatra  4  [2.895#] Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina.
5  [2.117#] Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona.
Singan-teny  6  biby, olona
Mpanahaka  7  bibyolona, bibinolona, olonabiby
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  bibiolona, biby olona, olona biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21