|
|
|
|

Teny iditra1  biblia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.38#115] ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny teny grika hoe Biblia (pl) avy amin' ny Biblos no nihaviany. Ny hoditra anatiny tamin' ny zozoro no natao hoe « biblos ». Ny hevitry ny « biblia » kosa, raha ara-bakiteny, dia boky kely maromaro ; fa taoriandriana noho ny fahazarana dia noheverina ho boky maromaro fotsiny izy.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Bible
Tovy hevitra  5  baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31