|
|
|
|

Teny iditra1  biby fiompy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  4  Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Animaux domestiques [1.13]
Tovy hevitra  6  biby manompo
Singan-teny  7  biby, fiompy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25