Teny iditra | 1 biby manompo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Toe-karena: fiompiana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1] |
Tovy hevitra | 5 biby fiompy |
Singan-teny | 6 biby, manompo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |