Teny iditra | 1 biby manompo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza |
Voambolana |
4 Toe-karena: fiompiana |
Singan-teny | 5 biby, manompo |
Tovy hevitra | 6 biby fiompy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |