Teny iditra | 1 bikaina |
Fototeny | 2 bika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tombanana amin' ny bikany: Nobikainy erỳ aho nanatona azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be shaped, to be inspected, to be observed. 6 [1.7] to be observed |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on envisage |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 bakainy, bikaina, bikanay, binakay, ibakany, ibikana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |