|
|
|
|

Teny iditra 1  bika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
4 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
6 a shape, form, figure, appearance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 forme, conformation, mine [1.8]
Ohatra  8  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
9  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 12 misy io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  21  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  22 baky, bika, 23 kiba

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07