Teny iditra biko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
  [Sakalava] karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bancal, tordu [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra bikoa
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

Teny iditra biko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] mandringa [Rakotosaona 1972]

2010/05/06