Teny iditra bikoa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  biko [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra biko
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

Teny iditra bikoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] raphia trop souvent exploité. [David: Dialectes (takila B)]
  [Tsimihety] Nom donné aux rafias, Raphia ruffia (Jacq.) Mart.(Arecaceae) quand ils ont été mutilés, lorsque le coeur a été abîmé ou coupé et qu'ils ne peuvent plus se reproduire. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Raphia ruffia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31