Teny iditra | 1 bilitika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as bitika |
Fototeny | 5 bitika |
Mpanahaka | 6 biritika, bititika, bolitika, boritika, bilitsika, biritsika, boritsika |
Fivaditsoratra | 7 balitiky, bilitika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |