Teny iditra | 1 binata |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [passive with infix] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#76] porté, soulevé |
Ohatra |
6 [2.643#] Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. |
Fototeny | 7 bata |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 voabata |
Fivaditsoratra | 12 batain, binata, ibatan, itaban, nabita, nibata, nitaba, tabain, tinaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |