Teny iditra | bata | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Enti-milaza fanaingana zavatra amin' ny tanana [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | action de porter sur les mains, à la main, de soulever avec les mains [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | bata | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | sambomandry, sakamandimby [SLP 1986] | |||
Fandikana frantsay | poutre [SLP 1986] | |||
Voambolana | Haitao | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |