Teny iditra | binata (bata) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [passive with infix] [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Porté, soulevé [1.3] | ||||||
Ohatra | Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.
[2.643] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabata | ||||||
Fivaditsoratra | binata, tinaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |