Teny iditra | 1 bingo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] bow-legged 5 [1.2] bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8, 1.13] bancal 7 [1.13] tordu |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 12 tsivaka |
Mpanahaka | 13 biko |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny bingo io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |