Teny iditra (1/4) | 1 birao |
Fototeny | 2 bira |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana biraina [Fitanisana] |
Teny iditra (2/4) | 4 birao |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.62] latabatra fanoratana |
Ohatra |
7 Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 9 birao |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.62] efitra na trano fiasana na fandraharahana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 14 birao |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.62] rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. |
Fivaditsoratra | 17 baori, bario, birao, boria, iroba, oriba, rabio, robai, robay, robia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |