Teny iditra bisikilety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bicycle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bicyclette [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra tongomalady
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: bicyclette.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31