Teny iditra tongo-malady
Singan-teny tongotra ; malady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona haingam-pandeha ary fanirakiraka [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra tongomalady
Singan-teny tongotra ; malady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny bisikileta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ tongo-malady ] (pied rapide) désignant la bicyclette (au lieu du mot malgachisé bisikilety; ne s'est pas implanté dans l'usage [2.590]
Voambolana 
Tovy hevitra bisikilety

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11