|
|
|
|

Teny iditra1  bisikilety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a bicycle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bicyclette
Voambolana  6  Fitaterana
Tovy hevitra  7  tongomalady
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02