Teny iditra bitaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsinjahana noho ny hafaliana, [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. [Richardson 1885]
 a leap, a jump [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation [Abinal 1888]
 bond, gambade [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [Rabary: Daty, takila 1122]
2Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 26]
Teny nalaina 

Teny iditra bitaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] kely [Rakotosaona 1972]

2017/05/24