Teny iditra | 1 mibitaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin' ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, hofa tanana: Nibitaka i Fara fa afaka tamin' ny fanadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to jump or dance for joy, to dance and brandish spear and shield, as is done at times of public rejoicing. 5 [1.7] to jump for joy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] bondir de joie |
Fototeny | 7 bitaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 akitamby, mibitaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |