|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bitaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitsinjahana noho ny hafaliana,
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance.
5  [1.7] a leap, a jump
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation
7  [1.8] bond, gambade
Ohatra  8  Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [2.649]
9  Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [2.470]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Anaram-biby 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny bitaka io

Teny iditra (2/2)17  bitaka
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Tanala] kely

Fivaditsoratra  20  abitak, bitaka, tabaky, tabika, takiba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21