|
|
|
|

Teny iditra1  bitan > vita
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
4  Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
5  Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
6  Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
7  Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
8  Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8]
Ohatra  11  vita ilay lakana [2.606#188]
12  Ho vitako ve izany? [2.4]
13  ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193]
14  Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224]
Haiendriteny 
15  Tovonana :
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Sampanteny 
19  Matoantenin' ny mpanao :
20  Matoantenin' ny iharana :
21  Matoantenin' ny fameno :
22  Anarana :
23  Mpamaritra :
24  unkLabel:5av: :
Kamban-teny 
Lohateny  42  Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)

Fivaditsoratra  43  tiva, vita