|
|
|
|

Teny iditra1  bitsibitsika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] a whisper
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] (duplicatif)
5  [1.8] chuchotement
Ohatra  6  [2.4] Hatreo dia bitsibitsika foana no hifampiresahanay.
7  [2.470] Toa ho bitsibitsika indray ny resaka ifanaovana, isaky ny mandalo azy I Krisy sy Sera ary Rabako namany.
Fototeny  8  bitsika
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30