|
|
|
|

Teny iditra1  bitsihina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  bitsika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ilazana zavatra malemilemy eo akaikin' ny sofina: Bitsiho kely Rangahy io fa mitady azy ao alatrano ny zanany

Fivaditsoratra  9  bitsihina, habitsiny, ibitsihan, nibitsiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21