Teny iditra | boada | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley. See boadaka, bada, bedy, boerika. [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | boadaboada | |||
Fivaditsoratra | abado, aboda, adabo, badao, boada |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |