Teny iditra boana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza fivoahan-javatra, toy ny varavarana, amim-peo mafy; figoana; fidridro na fidridroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Provincial] a sound like that of a gun flashing in the pan [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   action d'ouvrir avec bruit, avec fracas [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

2017/05/25