Teny iditra (1/2) | 1 miboana |
Fototeny | 2 boana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mivoha amim-peo mafy; migoana mangetotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] s'ouvrir avec bruit péter |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 miboaña |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka]
miseho, mipoitra 12 [1.78] [Bezanozano] miseho, miharihary 13 [1.78] [Sihanaka] miseho (aboaña) |
Fivaditsoratra | 14 ambanio, ambaony, animbao, aombany, iboanam, iombana, miaboña, miboaña, miboana, naombia, ombaina, ombanay, ombiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |