Teny iditra | bobobobo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Ny feon-drano toa mitapatapaka ary migobongobona miditra anaty tavoahangy na aidina avy ao anaty tavoahangy ¶ Ny feon' ny anjombona na ny feon-javatra migoboka manao sesilany ary lavareny. [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana anglisy | a gurgling sound of water ¶ the cry made by the bird toloho. [Richardson 1885] | |||
Voambolana | Feo | |||
Sampanteny |
| |||
2010/05/13 |
![]() |