Teny iditra | 1 mibobobobo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifioka (toy ny rivotra) Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to gurgle, to make a bubbling sound. |
Ohatra |
5 [2.324] Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. |
Voambolana |
6 Feo |
Fototeny | 7 bobobobo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mibobobobo io |
Fivaditsoratra | 13 boboboboim, mibobobobo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |