|
|
|
|

Teny iditra1  boboboboina
Fototeny  2  bobobobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asitrika ao anaty rano
Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  abobobobony, boboboboina, iboboboboan, niboboboboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05