Teny iditra bobongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] the name of a wild animal which resembles a cat [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] nom d'un petit animal, comme un chat. [David: Dialectes (takila B)]
Voambolana 

Teny iditra bobongolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra miendri-kolatra madinika mandroadroatra mipetaka amin' ny zavatra nipetraka maharitra tamin' ny mando: Azon' ny bobongolo ny kiraroko nipetraka herinandro tao anjoron-trano tao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy mould, mildew, the concretion found on damp objects tending to decay. See vovoka. [Richardson 1885]
 mildew, mold [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay moisissure [Abinal 1888 takila 83, Hallanger 1974]
  [Merina] Nom générique donné aux moisissures et autres champignons microscopiques ; notamment les penicillium et aspergillus. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Azon' ny bobongolo ny kiraro (Les souliers sont moisis) [Abinal 1888, takila 83]

Teny iditra bobongolo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mihintsana be ihany fa efa lo, simba, lomorina: Fanaka bobongolo no hita tao an' efitrano madio [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy moldy [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay moisi [Abinal 1888 takila 83, Hallanger 1974]
Ohatra 
1mangavo-bolo Toa tahom-bary bobongolo! [Rafanoharana: Manjombonjombona]
2ary efa maina sy bobongolo ny mofo rehetra izay vatsiny. [Baiboly: 6.9.5]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31