Teny iditra bodehina (bodika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : bodehina, bodehiko, bodehinao, bodehiny, bodehintsika, bodehinay, bodehinareo, bodehin', bodehin-, bodehim-, bodehi-
Ny lasa : nobodehina, nobodehiko, nobodehinao, nobodehiny, nobodehintsika, nobodehinay, nobodehinareo, nobodehin', nobodehin-, nobodehim-, nobodehi-
Ny hoavy : hobodehina, hobodehiko, hobodehinao, hobodehiny, hobodehintsika, hobodehinay, hobodehinareo, hobodehin', hobodehin-, hobodehim-, hobodehi-
Filaza mandidy : bodeho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20