Teny iditra | bodika | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra misavorovoro, misavoritaka. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Embrouillement, confusion dans les paroles, pêle-mêle [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | bodika | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Sangisangy, vazivazy [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | bodika, diboka, dobaky, kidabo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |