Teny iditra mibodika (bodika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifangaro be misafotofoto
Mitovy hevitra: mamorovoro ~ mampifangaro ~ mampifanjevo ~ mampikorokoro ~ mampikorontana ~ mampiparitaka ~ mampisafotofoto ~ mampisavorovoro ~ manafotofoto ~ manakorokoro ~ manakorontana ~ manakotikotika ~ manasafotofoto ~ manasaritaka ~ manasavorovoro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mibodika
nibodika
hibodika
mibodeha

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/06