Teny iditra | bodokely | ||||
Singan-teny | bodo ; kely | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zazavavy tanora manambady lahiantitra [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bodokely io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |