Teny iditra | 1 bodokely |
Singan-teny | 2 bodo, kely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] zazavavy tanora manambady lahiantitra |
Ohatra |
5 bodokely matavy ny toho! [2.69#] 6 Teny an-dalana izy dia nikaonty ny andro hahafa-tsaona azy, ka hampakarany bodokely, hono Vantany vao tonga tao an-trano izy, dia indro nisy olona haTahafa niandry azy teo alatrano. [2.895#] |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny bodokely io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |