Teny iditra boiboika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vay, fery maharitra ary manitatra
Mitovy hevitra: dridra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a foul protuberant ulcer. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ulcère [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Ohatra izao kosa no karazan' aretina boiboika. [Callet: Tantara, takila 116]

Teny iditra boiboika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivoahan' ny rano na ny ra mivoaka tsy an-kijanona avy ao anatin' ny tany na ny tena, fifantsitsirana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the bubbling or gurgling, as water in a spring. [Richardson 1885]
 a bubbling up; a gurgling sound [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de jaillir; bruit du jaillissement [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra boika

2016/08/26