Teny iditra miboiboika (boiboika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Misy loharano miboiboika avy eo ambodin' ny tendrombo.hitra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy To bubble up, as water in a spring, to emit bubbles, to effervesce. [Richardson 1885]
 to well up as a spring [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay jaillir comme une source [Hallanger 1974]
Endriteny 
miboiboika
niboiboika
hiboiboika

Teny iditra miboiboika (boiboika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to suppurate, as an ulcer [Richardson 1885]
Voambolana 
Endriteny 
miboiboika
niboiboika
hiboiboika
miboiboiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31